Isaia (7) Kirosy
Gasy MMB
0:00 / 0:00
Isaia (7) Kirosy
242 просмотра · 1 г. назад
Gasy MMB
2,22 тыс. подписчиков
242 просмотра · 1 г. назад
Isaia (7) Kyrosy, ilay Persiana
Ny loha-hevi-dehibe resahin'Isaia, nalaina avy tamin'ilay teny hoe TENY SOA MAHAFALY ao amin'ny Isaia 41.25 dia ny momba ilay mpanafaka voalohany hanarina an'i Jerosalema sy ny Tempoly.
Mahagaga eto fa 150 taona talohan'ny nahaterahan'i Kirosy dia efa nambaran'Andriamanitra ny momba azy sy ny zavatra hataony, eny fa na dia ny anarany aza.
Lehibe Ilay Andriamanitsika! 🤗
Hony e???
Ao ary e! Fahefatr'adiny monja 😉