Перейти к содержимому

Zakai - Zay fika (Lyrics)

Sunvibe

0:00 / 0:00

Zakai - Zay fika (Lyrics)

11 777 просмотров · 4 месяца назад
Sunvibe
172 подписчика
11 777 просмотров · 4 месяца назад
Official Tube :    • ZAKAI - ZAY FIKA (OFFICIAL VIDEO)   Zakai : ‪@ZakaiOfficiel‬ Mandroso fona na vizaka aza Manontany tena enao isak'alina Roviana ihany io Revy io vo takarina Ny fiaina tsy mora fa mila bagarre man Mi'analyse tsara , mila calme ah Solide ny appuie , ny garde akarina Ny afetsena atao arme Ra sendra mienjera avy aho dia miarina ah Mahery aho mila matoky tena marina Danger ra zakai anaty pe-ra apanenoiny ny alarme Hiakatra sehatra ny olona ao efa tsy azo alamina Anaty VIP daholo ny la famille hijery ana jereo faly ery mama Be ireo efa vita zany ny dombera Ny ao anaty poche mila mitombo be Zay kou tsy maintsy hiakatra eny ambony be Rehefa mba mikozy ah lazainao manofy eh Tsy maintsy ho tongako io na dia alavitra aza Sotra nanakiana, sotra natoky eh Manomboka mandeha tsara daholo ny drafitra Rehefa mba mikozy ah lazainao manofy eh Tsy maintsy ho tongako io na dia alavitra aza Sotra nanakiana, sotra natoky eh Manomboka mandeha tsara daholo ny drafitra Njay njay io mamy Njay njay tomany Mba lasa saina mahita an'iny volana iny Ndray ndray ne c'est comme ca fa tsy maninona Ndray ndray enao hitady mafy azy io nefa tsy ahita Dia io lay tiako ambara , andao hitady fa tsy asiana details Money foana ny base fa tsy resaka trophee ty na medaille Ny fahantrana mila atao bye bye Zakai ihany ty gros tu connais les bails Anaty loge zay misotro whisky Tsy kobo oe aiza n'MC misotro jus de Papaye Be ireo efa vita zany ny dombera Ny ao anaty poche mila mitombo be Zay kou tsy maintsy hiakatra eny ambony be eeee Rehefa mba mikozy ah lazainao manofy eh Tsy maintsy ho tongako io na dfia alavitra aza Sotra nanakiana, sotra natoky eh Manomboka mandeha tsara daholo ny drafitra Rehefa mba mikozy ah lazainao manofy eh Tsy maintsy ho tongako io na dia alavitra aza Sotra nanakiana, sotra natoky eh Manomboka mandeha tsara daholo ny drafitra Fa enao ve adala sa hoe azon'ody eh Mistangana teo fa ety nge tsisy anavotra Mba manonofy rehefa masoandro mody eh Tsy maintsy ho tongako io na dia alavitra aza