Перейти к содержимому

MANEMBONA---MAHALEO--1982

Hira Malagasy 100%

0:00 / 0:00

MANEMBONA---MAHALEO--1982

21 549 просмотров · 3 года назад
Hira Malagasy 100%
2,89 тыс. подписчиков
21 549 просмотров · 3 года назад
Version Originale A/C : Dadah Manembona aho re roy Tapa-dia toa omby nafahy Manembona ny hava-tsy foy Lasa vetso sy very fanahy Fa vitsika momba kitay Ny ranomaso no havozona Irery tsy misy miahy Singan'olona toy ny voahozona Toa mirahona ny alahelo Raha mavesatra dia mianjera Raha tsisy hialofana tsy misy helo Dia mandena mamely tsy miera Ny alahelo no hany sakaiza Ny tsiahy no hiondanana Te hilefa kanefa mba ho aiza Sara-tiana nohon'ny tsy fananana Tsy ho ela ny lanitra ho manga Hieretako izay zava-mitranga Ny johary efa manangasanga Ny toerako any tsy hijanona ho banga..