Перейти к содержимому

LACK AMBI SUR REIX TV PODCAST TALK SHOW

REIX TV

0:00 / 0:00

LACK AMBI SUR REIX TV PODCAST TALK SHOW

555 просмотров · 2 недели назад
REIX TV
4,09 тыс. подписчиков
555 просмотров · 2 недели назад
🎥 Ty vidéo nambesantsika igny. 🗣️ Hikoràgna raha sérieux mahakasiky antsika niany, miaraka amin’i Capitaine Lack Ambi. 📢 Antony nanaovanay ty vidéo ty, mba hanaitra ny tompon’andraikitra mikarakara ny Université eto Madagascar. Satria tsy rariny loatra raha mahazo mpianatra ny Université @ny Faritra, ary magnatengna fiovàgna rô mpianatra io agny. 🎓 ⚠️ Maro raha manahiràgna ny mpianatra @ny Université @ny Faritra, ary anisan’ny tompon’andraikitra voalohany @ny tsy fanjarian’ny fampianaràna io ny responsable ny Université sy ny Fanjakana foibe. 💬 Mety tsy jiaby voaresaka nay eto, fa mety misy problème hafa koa hitanareo agny. Soràta @ny commentaire ao, mba ho hitan’ny tompon’andraikitra ary mba hisy vahaolana @izany. 🙏