Перейти к содержимому

Ny marik'ilay bibidia - 666 (Ilay Antikristy) 3

Gasy MMB

0:00 / 0:00

Ny marik'ilay bibidia - 666 (Ilay Antikristy) 3

2 844 просмотра · 5 лет назад
Gasy MMB
2,21 тыс. подписчиков
2 844 просмотра · 5 лет назад
Iza ilay bibidia niakatra avy tamin'ny ranomasina? Iza koa ilay bibidia niakatra avy tamin'ny tany? Fampitahana ilay Antikristy (Apokalypsy 13) amin'ilay Zanak'ondry (Apo 5) Ho hitanao ato amin'izay ary hoe iza na inona ilay 666? Ahoana no hialana sy handresena izany 666 izany? Iza no andrasanao? Ny Nouvel Ordre Mondial sa Jesoa Kristy?