Перейти к содержимому

Tantara Malagasy - FITARATRA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

SARY MIHETSIKA / Web TV

0:00 / 0:00

Tantara Malagasy - FITARATRA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

13 860 просмотров · 2 года назад
SARY MIHETSIKA / Web TV
35,4 тыс. подписчиков
13 860 просмотров · 2 года назад
FITARATRA Tantaran'i Radio Don Bosco Tantara indray miseho Tantara Malagasy Tantaram-pianakaviana miezaka miady amin'ny fiainana. Mpitarika sarety sy mpitatitra entana ny lehilahy ary mpanasa lamba sy mpitaona tany ny renim-pianakaviana. Fianakaviana roa samy anatin'ny fahasahiranana sy hakiviana. Nanam-piniavana sy fanantenana ho tafavoaka hatrany ny raim-pianakaviana, etsy ankilany kosa tsy mba misy fankasitrahana mba setrin'izany ezaka izany ny vehivavy. Mahay mifanohana sy mifanitsy amin'ny fiainana ny roa tonta, miaina amin'ny lalan'ny fahamarinana... Mpanoratra : Haingo Ny Fitia Mpilalao : Rakoto, Faly, Synèse, Danielà, Ony-Mihajanirina, Holy Nandray feo sy nanatontosa : Tovo Razanamamony, Holisoa #tantara #fitaratra #sarymihetsika