ZASPAtsim Fianarantsoa - Betesda
Hajatiana Danielson ANDRIANJAKA
0:00 / 0:00
ZASPAtsim Fianarantsoa - Betesda
479 просмотров · 1 год назад
Hajatiana Danielson ANDRIANJAKA
26 подписчиков
479 просмотров · 1 год назад
Tany Jerosalema nisy farihy iray natao hoe "Betesda"
Nisy marary maro netina tao, netina ho tsaboina tao "Betesda"
Nisy lehilahy iray efa narary ela be, azon'ny paralisisa, 38 taona.
Raha nahita azy nandry teo Jesosy dia nanotany azy hoe "Te ho sitrana va ianao ?"...