“Noho ny @ olom-boafidy vitsy anefa no mbola tsy hisian’ny fandringanana” Toriteny 0383/2026
MFK FOIBE
0:00 / 0:00
“Noho ny @ olom-boafidy vitsy anefa no mbola tsy hisian’ny fandringanana” Toriteny 0383/2026
110 просмотров · 2 недели назад
MFK FOIBE
102 подписчика
110 просмотров · 2 недели назад
Miarahaba antsika rehetra manaraka izao Fampaherezana izao amin’ny anaran’i Jesosy Kristy hatrany ny tenako. Andro farany isika izao kanefa mihamafy fo sy maniratsira fivavahana ny olona. Ary saika efa tanteraka avokoa ny famantarana rehetra nambaran’i Jesosy kanefa na dia ny kristiana aza dia tonga @ izany toe-panahy maniratsira izany. “Noho ny @ olom-boafidy vitsy anefa no mbola tsy hisian’ny fandringanana”. Diniho tsara anie ireto Teny ireto e! II Petera 3:3-4, II Petera 3:8-9, Joda 17-19, Matio 24 19-22, Matio 24:9-12. Na inona na inona fahefan’ny olona dia tsy afaka manafoana ny fahefan’Atra izany tahaka ny tao Egypta, Babylona. Aza kivy miaraka @ Atra isika fa misy foana ny vahaolana sy ny toromarika omeny na dia ao anatin’ny sarotra aza. Teny toky omeny dia ny Matio 24:13, Lioka 21:17-19. Mahereza hatrany rahalahy sy ranabavy
Pasteur ANDRIAMALALA Rodin!