mahery, poun, fy - mila tsy (rija ramanantoanina) ...
ilesabotsy
0:00 / 0:00
mahery, poun, fy - mila tsy (rija ramanantoanina) ...
57 099 просмотров · 6 лет назад
ilesabotsy
1,24 тыс. подписчиков
57 099 просмотров · 6 лет назад
Rija, Mahery, Poun, Nini, Fy Rasolofoniaina | Lanitra Mangamanga | @ Plazza | 20191213 ...
Mila tsy ho zakako indraindray ny irery ato an-trano
Mafy ny efa zatra roa ka iray no hisedra hamohamo
Mila tsy ho tantiko indraindray ilay fo zary sina
Zatra naman-tiana hatrizay mipitra mangina
Aza ilaozaonao ny foko tia
Tavela singany manirery ety
Aza ilaozanao avia ho anilan’ny tianao
(in-2)
Ny ety anie ka maro ireo izay manimbolo
Firifiry kely na lehibe mandanglo daholo
Mila tsy hotantiko indrindray ireo mpaka fanahy
Manatsiky resa-be tsy hay mampanahy ahy
Ny eo anilanao no tiako hisy ahy
Ny eo akaikinao ny tiako aleha
Faingana avy ny tiako indrindra anilan’ny tianao
.......