Lokomotiva 2017 - Christian K
Christian K.
0:00 / 0:00
Lokomotiva 2017 - Christian K
13 833 просмотра · 9 лет назад
Christian K.
792 подписчика
13 833 просмотра · 9 лет назад
Mbola hisy ny clip manaraka ho avoaka amin'ity hira ity. Isika rehetra no antsoina handray anjara amin'izany. Manaova video na fohy dia fohy aza, mandihy na mihira an'io hira io. Asiana ny hoe #LokomotivaClip ny titre dia alefaso YouTube na Facebook. Ho atambatra clip iray ny sarinareo rehetra
Mazotoa dia misaotra sahady