Mpamafy fiadanana sy fanantenana 2019
Francis Odet RAMAMONJISOA
0:00 / 0:00
Mpamafy fiadanana sy fanantenana 2019
1 054 просмотра · 1 год назад
Francis Odet RAMAMONJISOA
766 подписчиков
1 054 просмотра · 1 год назад
Nikarakara fifaninanana hira faneva fandraisana an'i Papa François teto Madagasikara ny Fivondronam-ben'ny Eveka tamin'ny 2019. Efa nomena mialoha ny tonony fa ny feony sisa no nifaninanana, ka i Dô Rabesaiky tao amin'ny tarika Ny Ainga no nahazo ny amboara tamin'izany, ilay navoaka ofisialy. Ity kosa nentina nandray anjara tamin' izany , ny tonony mitovy ihany fa ny feony no hafa