Перейти к содержимому

Natolotrao ho avotray - Noel Rakotoarivony

AMF National FPMA

0:00 / 0:00

Natolotrao ho avotray - Noel Rakotoarivony

590 просмотров · 6 мес. назад
AMF National FPMA
1,16 тыс. подписчиков
590 просмотров · 6 мес. назад
Projet virtuel du Chœur de la FPMA pour cette année 2026 Ny ra nilatsaka ho avotray ry Tompo ô ! Tsy mendrika ho anay nefa dia nafoinao Ho fanavotana ireto farahidiny Ny ra nilatsaka tonga nivelomanay Iza intsony re no sahy hirehareha Raha nahita ilay hazo nijalianao ? Ny hazonao Jesoa no horaisiko hatrizao Ary ho hatrizay ho fialofana