Sakaiza tsara - VHF (cover)
Ny Hasina Ranaivo
0:00 / 0:00
Sakaiza tsara - VHF (cover)
473 просмотра · 1 год назад
Ny Hasina Ranaivo
4 подписчика
473 просмотра · 1 год назад
Ry Rainay Malala o Ray be indrafo
Ity zanaka adala mba amindrao fo
Aza avela ho very tsy mahasara-dia
Fa mba omeo hery ry Tompo tia
Feno tambin’ny ota sy haizina be
Feno ditra sy ota izay làlana aleha
Toa voavely kanonta miantso ts’isy mpandre
Ka faingana ry Ray o mba vonjeo re
Raiko malala o inty aho ity
Lay zanaka adala ilay zaza nania
Inty tamy aho manatona anao
Ka raiso aho Ray o aza lavinao
🎤 Miora Manitranja
🎹 Ny Hasina Ranaivo