Перейти к содержимому

Anaka omeo ahy - Groupe Stellah

R. Estelle

0:00 / 0:00

Anaka omeo ahy - Groupe Stellah

48 941 просмотр · 16 лет назад
R. Estelle
181 подписчик
48 941 просмотр · 16 лет назад
Malomaloka ny andro Dify teo ilay masoandro Maizina tokoa Fa mafy ity nanjo Fa hay ny Tompo Dia voahombo 'Noho ny amiko sy ianao Rakotra aizina ny tany Nisy koa 'reo nitomany Nalahelo am-po Fa mafy ity nanjo Hay maty tokoa Ilay Tompo Jesoa Hamonjy ahy sy ianao Odian-tsy hita ve? 'Reo fijaliany tety Ho lavinao ve Raha mba mila anao izy anio Hoe anaka omeo ahy Omeo ahy ny fonao io Dia mifalia, fa izy mihitsy Ny hany fiainanao ety Malomaloka ny andro...