Mankalaza ny fahasamihafana avy amin'Andriamanitra | Toriteny 21/06/2026
Fiangonana TCC Analakely
0:00 / 0:00
Mankalaza ny fahasamihafana avy amin'Andriamanitra | Toriteny 21/06/2026
92 ะฟัะพัะผะพััะฐ ยท 3 ะผะตัััะฐ ะฝะฐะทะฐะด
Fiangonana TCC Analakely
55 ะฟะพะดะฟะธััะธะบะพะฒ
92 ะฟัะพัะผะพััะฐ ยท 3 ะผะตัััะฐ ะฝะฐะทะฐะด
Soratra Masina : ๐๐ฒ๐ป๐ฒ๐๐ถ๐๐โฌ โญ๐ญโฌ:โญ๐ฎ๐ฒโฌ-โญ๐ฎ๐ด
Tsy resaka marivo salosana ny maha-lehilahy sy maha-vehivavy.
๐๐๐ณ๐๐ฏ๐ ๐๐ ๐ง๐ฒ ๐ฅ๐๐ฅ๐๐งโ๐ง๐ฒ ๐ณ๐๐ฏ๐-๐๐จ๐๐ก๐๐ซ๐ฒ ๐๐ข๐ ๐ฆ๐๐ง๐๐ก๐จ ๐๐๐ก๐๐ฌ๐๐ฆ๐ข๐ก๐๐๐๐ง๐ ๐ฌ๐ฒ ๐๐ข๐๐๐ฆ๐ฉ๐ข๐๐ง๐ค๐ข๐ง๐๐ง๐ ๐๐จ ๐๐ฆ๐ข๐งโ๐ง๐ฒ ๐ฅ๐๐ก๐ฒ ๐ฌ๐ฒ ๐ฏ๐๐ฏ๐ฒ.
Ary tsy kisendrasendra izany fa maneho tsy fitoviana, mampiavaka ny lahy aminโny vavy.
๐๐ง๐๐ฉ๐ค ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐๐๐ค๐ ๐ 3 ๐๐ข๐๐๐ง๐๐ฃ'๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ฃ'๐ผ๐ฃ๐๐ง๐๐๐ข๐๐ฃ๐๐ฉ๐ง๐ ๐๐ง๐ฎ ๐๐๐๐๐๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐ ๐ ๐ข๐๐ฉ๐ค๐ฃ๐๐ง๐ ๐ฃ๐ฎ ๐ฉ๐๐ฃ๐๐ฃ๐ฉ๐จ๐๐ ๐ ๐๐ค ๐๐ค ๐๐ข๐๐๐ฃ๐๐ฃ'๐ฃ๐ฎ ๐๐๐๐๐ข๐๐ง๐๐ฃ๐๐ฃ'๐ฃ๐ฎ ๐๐๐ฃ๐๐ฃ๐ฎ ๐ข๐๐ฃ๐ค๐ก๐ค๐๐ฃ๐ ๐๐ฏ๐๐ฃ๐ฎ ๐ง๐๐จ๐๐ ๐ ๐๐ฏ๐๐ฃ๐ฎ.
1๏ธโฃ ๐ ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ถ๐ถ๐๐ถ๐ป๐ฎ ๐บ๐ถ๐๐ผ๐๐ ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐น๐ฎ๐ต๐ ๐ป๐ฎ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐๐ = ๐๐ฎ๐บ๐ ๐ป๐ผ๐ต๐ฎ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ป๐ ๐ฒ๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ธโ ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ถ๐๐ฟ๐ฎ
2๏ธโฃ ๐ ๐ถ๐๐ ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ต๐ฎ๐๐ฎ๐บ๐ถ๐ต๐ฎ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐ฝ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ต๐ฎ๐ป๐ฎ (๐ฑ๐ถ๐ณ๐ณรฉ๐ฟ๐ฒ๐ป๐ฐ๐ฒ ๐ฑ๐ฒ ๐ด๐ฒ๐ป๐ฟ๐ฒ) = ๐น๐ฎ๐ต๐ ๐๐ ๐๐ฎ๐๐ ๐ป๐ผ ๐ป๐ฎ๐บ๐ผ๐ฟ๐ผ๐ป๐ฎ๐ปโ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐๐
3๏ธโฃ ๐๐ป๐๐ผ๐บ-๐ฝ๐ถ๐๐ถ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ผ๐บ๐ฏ๐ผ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ต๐ผ ๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐น๐ฎ๐ต๐ ๐๐ ๐ป๐ ๐๐ฎ๐๐ = ๐บ๐ฝ๐ถ๐๐ผ๐น๐ผ-๐๐ฒ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ปโ ๐๐ป๐ฑ๐ฟ๐ถ๐ฎ๐บ๐ฎ๐ป๐ถ๐๐ฟ๐ฎ
๐๐๐๐๐๐
Ny fiizinโny olombelona dia araka ny endrikโAndriamanitra, na lahy izy na vavy.
Isika mino anโi Kristy dia manana fanantenana lehibe hoe ho tafaverina aminโny laoniny - rehefa hiverina i Kristy - ilay fahafenoinโny endrikโAndriamanitra.
Avy aminโAndriamanitra ny fahasamihafana lahy sy vavy.
Noho izany,
Miaraha foana aminโAndriamanitra, fikiro ny Teniny, hiadivo mba ho ny sitraponโAndriamanitra no tanteraka.
Mifalia ianao raha lehilahy na raha vehivavy.
Misy fifampiankinana sy zavatra iombonantsika ao anatinโny fahasamihafana; indrindra ao anatinโny tokantrano.
Tanteraka Randrianjoary