Перейти к содержимому

JEAN FREDY Anjaratsika Roa paroles ⤵️

GASY

0:00 / 0:00

JEAN FREDY Anjaratsika Roa paroles ⤵️

1 620 просмотров · 3 г. назад
GASY
1,79 тыс. подписчиков
1 620 просмотров · 3 г. назад
Antenaiko tsy ho very, fa hitohy Sy hoavy ny anjaratsika roa Ny masoandro no nilaza fa mbola hisy Sy hoavy ny anjaratsika roa Ela moa no tsy nahita anao e eh Ka, manantena sady miandry akia Ela no te-ho eo anilanao e eh Satria, mbola hoavy ny anjaratsika roa Mbola hoavy ny anjaratsika roa ~ Ela moa no tsy nahita anao e eh Ka, manantena sady miandry akia Ela no te-ho eo anilanao e eh Satria, mbola hoavy ny anjaratsika roa Mbola hoavy ny anjaratsika roa ~ Ny ampitso no efa iny manambara fa... Tsy ho nofy ny anjaratsika roa Mba tsinjovy irony andro efa voafidin'ny Sy tantànan'ny anjaratsika roa Ela moa no tsy nahita anao e eh Ka, manantena sady miandry akia Ela no te-ho eo anilanao e eh Satria, mbola hoavy ny anjaratsika roa Mbola hoavy ny anjaratsika roa Mbola hoavy ny anjaratsika roa ... === Transcription des paroles :    / @gasy