Vaovaon'i Radio Don Bosco - [Vaovao hariva] Alarobia 20 marsa 2024
SARY MIHETSIKA / Web TV
0:00 / 0:00
Vaovaon'i Radio Don Bosco - [Vaovao hariva] Alarobia 20 marsa 2024
243 просмотра · 2 года назад
SARY MIHETSIKA / Web TV
35 тыс. подписчиков
243 просмотра · 2 года назад
Vaovaon'i Radio Don Bosco
Vaovao Hariva
Alarobia 20 marsa 2024
♦ Tsy midika ho endrika fanjanahana ny fisokafana sy fiarahana amin'ireo tany miteny frantsay, hoy ny Filohan'ny Antenimieran-doholona, nandritra ny fanamarihana ny andro iraisam-pirenena ho an'ny Frankôfônia...
♦ Manome fe-potoana 100 andro ho an'ny Minisiteran'ny Fahasalamam-bahoaka, hamaliana ny fitakian'izy ireo, ny sendikà SISFM ivondronan'ireo Sage-femmes sy Infirmiers...
♦ Tsy mametraka olana amin'ny fisokafana amin'ny antoko hafa ny antoko TGV, amin'ny fifidianana Solombavam-bahoaka ho avy, fa mametraka fitokisana amin'ireo tompon'andraikitra misafidy izay ho kandidà...
#vaovaoisanandro
#vaovaordb
#sarymihetsika