Перейти к содержимому

Andeha isika hita ho eny am-pita... 31_12_2017

kristiana ve

0:00 / 0:00

Andeha isika hita ho eny am-pita... 31_12_2017

2 207 просмотров · 8 лет назад
kristiana ve
5,77 тыс. подписчиков
2 207 просмотров · 8 лет назад
Mila fanapahan-kevitra entitra ahafoy izay rehetra tsy araka ny sitrapon'Andriamanitra raha toa ka hiaraka Aminy marina tokoa. Tsy misabaka, tsy mitady marimaritra iraisana, fa fanoloran-tena tanteraka. Maro ny fitsapana, ny fisedrana rehefa eny am-pandehanana, toy ny sambo atopatopan'ny onja, fa matokia fa eo Jesosy mifehy ny zavatra rehetra!