Перейти к содержимому

Ny fanjakan'Andriamanitra sy ny fahamarinany 8 (24/06/2017): Aoka ho fenoina ny Fanahy

kristiana ve

0:00 / 0:00

Ny fanjakan'Andriamanitra sy ny fahamarinany 8 (24/06/2017): Aoka ho fenoina ny Fanahy

21 683 просмотра · 9 лет назад
kristiana ve
5,76 тыс. подписчиков
21 683 просмотра · 9 лет назад
Ary aza ho mamon-divay hianareo, fa amin’ izany dia misy fanaranam-po amin’ ny ratsy, fa aoka hofenoina ny Fanahy Efesiana 5:18 Nifarana tamin’ito toriteny ito ny roa volana niresahana ny « Fanjakan’Andriamanitra sy ny Fahamarinany » izay natao tao amin’ny Lycée JJ Rabearivelo Analakely ny volana may sy jona 2017 teo. Isaorana ny Tompo fa Izy no niasa, ka maro no nohafahany ary novonjeny tamin’ny alalan’ny Teny izay nampitondrainy. Nanokatra ny masom-panahin’ny maro ny Fanahy Masina ary nitondra fanahafahana noho ny fahamarinana izay voambara ! Aleloia ! Isaorana antsika rehetra izay nahatsiaro am-bavaka sy nanohana tamin’ny fomba maro izany fitoriana izany ! Mirary soa antsika rehetra na ny eto Madagasikara na ny any am-pitandranomasina rehetra any : Brésil – Ohio (USA) – Martinique – Haiti – Canada – Rotterdam (Pays-Bàs) – Belgique – Allemagne – Grèce – Suisse – Italie – Portugal – Koweit – Arabie Soaudite – Dubai – Muscat- Hong Kong – Ile Maurice – Ile de La Reunion – France ( Paris 5e – 17e – 20e – 15e – 16e ; Bretagne ;Eymoutiers ;Agen ;Poitiers ;Melun ;Mulhouse ;Metz ;Orléans ;Bourges ;Meaux ;Annecy ;Jura ;Mulhouse ;Marseille ;Bordeaux ;Toulouse ;Montpellier ;La Garenne Colombes ;Choisy Le roi sy ny toerana maro izay tsy voatanisa). Homba anareo anie ny Tompo, tsy misy maharombaka amin’ny tànany.