Mahavita izay natomboka - Hanina Sahaza 18 Sept 26
SCI Ministries
0:00 / 0:00
Mahavita izay natomboka - Hanina Sahaza 18 Sept 26
63 просмотра · 2 нед. назад
SCI Ministries
277 подписчиков
63 просмотра · 2 нед. назад
🔥 🌿 😳 Ity hafatra ity dia ho an’ireo izay manomboka zavatra nefa tsy mahavita hatraminy farany. Misy lakile omen’Andriamanitra antsika mba tsy ho izany intsony ny zava-misy
Araho hatramin’ny farany ny Hanina Sahaza anio.
➡️Zarao amin’olona mila hery sy tari-dàlana avy amin’Andriamanitra
👍 LIKE | 🔄 SHARE | 🔔 FOLLOW
#HaninaSahaza #MihoatraLavitra #SCIMinistries #DrRina Telesphore