Jose Volirano~Ampela igny @africavibesmadagascar @HIRATIAKO @tosikampanakantomg9355 @DavaltRwikordz
APT AGENCY-Agence de Publication à Toliara
0:00 / 0:00
Jose Volirano~Ampela igny @africavibesmadagascar @HIRATIAKO @tosikampanakantomg9355 @DavaltRwikordz
204 просмотра · 2 дня назад
APT AGENCY-Agence de Publication à Toliara
99 подписчиков
204 просмотра · 2 дня назад
I Randrianasolo José izay namorona ny rythme Kitsepa sy ny tarika Volirano dia avy aty Atsimo Andrefana faritry ny masikoro, izay avy any amin'ny kaominina Ambahikily manodidina iny ranon'ny bas Mangoky iny, izay no nahatonga ny anaran'i tarika notohizana amin'ny anarana hoe Volirano.
Ny kitsepa dia sady gadona izy io no dihy ihany koa. Ny fitaovana mozika ampiasaina amin'izany dia angorodao, na ny accordeon, sifflet, kabôsy, guitare électrique ihany koa.
Ny dihy dia noforonina tamin'ny dihy nentim-paharazana Masikoro antsoina hoe: Tsikidoso sy ny Bara antsoina hoe: baramaiky. Dihy izay mampiseho ny fisongadinan'ny fampiasana ny tongotra.
Misy ny fifandraisana ara-kolotsaina satria mitambatra ny sisin-tany misy ny Bara sy Masikoro, eo ihany koa ny rohim-pihavanana nisy raha ara-tantara no jerena.