Перейти к содержимому

Miomàna 245 : Tandremo ny fonao_06 sept 2020

kristiana ve

0:00 / 0:00

Miomàna 245 : Tandremo ny fonao_06 sept 2020

4 615 просмотров · 5 лет назад
kristiana ve
5,74 тыс. подписчиков
4 615 просмотров · 5 лет назад
06 sept 2020 Anaka, tandremo ny teniko; Atongilano ny sofinao hihaino ny filazako. Aza avela hiala eo imasonao izy, Fa raketo ao am-ponao. Fa aina ho an'ny mahazo azy izy Ary fahasalamana ho an'ny nofony rehetra. Tandremo ny fonao mihoatra noho izay rehetra tokony hotandremana; Fa avy ao aminy no ihavian 'ny aina. Esory aminao ny vava mandainga, Ary ampanalaviro anao ny molotra mamitaka. Aoka ny masonao hijery mahitsy, Ary ny hodimasonao hibanjina eo anoloanao. Ataovy marina ny alehan'ny tongotrao, Dia ho voalamina ny alehanao rehetra; Aza mivily, na ho amin'ny ankavanana, na ho amin'ny ankavia; Esory amin'ny ratsy ny tongotrao. Ohabolana 4:20‭-‬27 MG1865 https://bible.com/bible/96/pro.4.20-2...