Перейти к содержимому

A/C: DADAH RABEL ( Miandry lalandava ) , #guitarcover 🎸Herizo

Herizo

0:00 / 0:00

A/C: DADAH RABEL ( Miandry lalandava ) , #guitarcover 🎸Herizo

80 просмотров · 1 месяц назад
Herizo
444 подписчика
80 просмотров · 1 месяц назад
mba nindramiko kely ity hira ity , fa mahafinaritra ahy A/C: DADAH RABEL ( Miandry lalandava ) Be ny aina, ny ra latsaka ka namely ity tany Nantenaina ho zezika hanafaka hanafoana tomany Be ny tsy rariny noleferina Fa nantenaina hampiverina Ny hasambarana Nefa miandry, miandry lalandava Mba hisy taratra mazava Ny aizina ho foana sy ho rava Fa miandry, mbola miandry lalandava Mba hisy taratra mazava Ny aizina ho foana sy ho rava … (mozika) Fa ilay rindrina nazera izay nataonao fierena Natsanganao indray tsy ankiera Fa tsy tiana ho jerena Fa mandoro maso ny fiangarana Ny bitika ihany no itambesarana Hiakarana F’efa leo miandry lalandava Fa toa zary, zary kobak’ambava Ny fitaka sy lainga tsy efa lalandava Tsy misy miteny na mba manazava Ts’isy manorina fa toa faly mandrava Toy ny mijery harina an-tava … (mozika) Nefa miandry, miandry lalandava Mba hisy taratra hanazava Ny aizina ho foana sy ho rava Fa miandry, miandry lalandava Mba hisy taratra hanazava Ny aizina ho foana sy ho rava #coversong #guitar #guitarcover #cover