VERCORS - Tany Miodina 0.3 (Official Clip 2k26)
VERCORS
0:00 / 0:00
VERCORS - Tany Miodina 0.3 (Official Clip 2k26)
33 772 просмотра · 5 месяцев назад
VERCORS
2,07 тыс. подписчиков
33 772 просмотра · 5 месяцев назад
Titre: Tany Miodina 0.3
Artiste: VERCORS
EP:Homo Delendus
WLR Film 2k26
Lyrics:
TANY MIODINA 0.3
T@ 6h tao anaty "tunel" nitsatoka ny "Opinel"
ny akaman'ialahy mi-taper R.I.P sy Amen
CV sy LM zato tsisy apell tsisy Mail
ny Pi dem mila atelina tsisy rano tsy misy nem
Ny olana misavovona ao ambovo
eo @ vovoka aho no midoboka ra tsy ampy angovo.
zavona matevina mbola tsy haiko izay hiafarako
dia tsy maintsy manao ratsy aho raha hitazona ny hafanako
Kiraro faosika hidiran'ny rano tao ambany "semelle"
ny akanjo VERK vasoka,tsy hanao bisous ny "femelle"
fahatsorana hararaotina no nampiova anay mahasosotra
taloha aho tiany amzao matofoka rehefa tsisy hatolotra
Mora miova ny toetra rehefa miova ny seza
saingy izay nanevateva teto angaha moa nisy nateza
miova ny laharapamehana
sy ireo lalana faleha, tsy tao antsaiko intsony ny tarehany
Tsara ny "Dinero" fa raha trop mandrava dina
nefa ozy Manjatina hoe raha tsy ireny tsy manambady
zoky be "cinquaintenaire" no namaky "hymen"
ialahy variana m-posta diplaoma anaty e-mail
Ise ilay 'love' be no nahavoan'AVC
Nahita an'ny vadin'ise mamafa MP tao anaty WC
ny iray tanàna te ho sipan'Marimar
aveo le zaza nandaingàna kay tonton sipan Mama
-------------------------------------------------------------------------
Refrain:
Ory tany mangakely aza miodina mafy fa tsy arako intsony
Ory tany mangakely aza hoentinao mafy aho fa tsy arako intsony
Tsy hanova famindra hanarak'ireo dian'ondry, Te ho diamondra!
Ny atao ny atao na manonja, raha hisy hiasa-loha , asa aloha f'arabaina aho raha tonga!
--------------------------------------------------------------------------
Folo mikaoty, 1 tena tia, ny ambiny te hilely
fa tsy hoe hiaraka hiantsena, hifanatitra sy hitsena
3 natao mariazy, 2 natao "forcé"
1 tsy bevohoka, tsy nalefa fa nafafy t@ tarehy
Tsisy tafavoaka akoatran'ireo nampidera ambany foitra
enao n-flop nefa nibôsy sady nidera mba nisaotra
tsisi liana satry tsotra fanamiana
vitsy n tiana, vitsy no hitsikiana be ny miandry ny hikipiana
Tany miodina izany ve dia hampitomany
dadabe Noely nandalo fa tsy nivimbona vatomamy
fakomaly izy no niandry efa nodimandry (ey!?)
tsy amaha olana miverena any ra hitomany (hitomany)
Hifanazava sa hifaptanisa nenina
R.I.P sy amen ny Love notarisina anaty "Aren"
teneno, eto himasoko hoe izy no tinao , dia hiala aho
[teneno farany eto himasoko]
Lena irery fa tsisy halaelo tsisy nanomeha elo
niankidoha fa ra tsy mety afaka hialanay koa ianareo
sigara no "maréna", lakana "ramer-na"
ho voasakana aho raha mihera dia natao style NAINA [Ny Atao Ihany No Atao]
Ny atao no atao fuck "Dev-pers"
Fuck ny Coach/ fuck ny: mlay ela ry Brothers
fuck reo tsy mahay n'inon'inona akory nefa be zesta
mahita anay tsy Veste dia mitady hi-testa
-------------------------------------------------------------------------
Refrain:
Ory tany mangakely aza miodina mafy fa tsy arako intsony
Ory tany mangakely aza hoentinao mafy aho fa tsy arako intsony
Tsy hanova famindra hanarak'ireo dian'ondry, Te ho diamondra!
Ny atao ny atao na manonja, raha hisy hiasa-loha , asa aloha f'arabaina aho raha tonga!