Перейти к содержимому

HOTELY TSY MISY

Antso Bommartin

0:00 / 0:00

HOTELY TSY MISY

7 993 просмотра · 3 г. назад
Antso Bommartin
20,7 тыс. подписчиков
7 993 просмотра · 3 г. назад
Fiainan'lisany manana "Hotely tsy misy" ireo Nalaina t@ na tantara tena marina ity r'ankizy... Nandeha nihinan-kanina t@ na resto iray teto Tana izahay sy ra'papany t@ 'zay fa tena hoe saika ohatran'zao mihtsy ny zavatra nihainanay tao 😂 Tsy haiko hoe tsapan'lisany ve ireny Hotely tsy vonona ho Hotely ireny😅 Efa tratran'ao lisany? Tageo ilay akama an'lisany niaraka t@ lisany t@ iny.. Zarazarao ny vidéo ho tsapan'irreo mpitantana hotelu fa tena diso mahafinaritra loatra ny ataon'zareo hono hoe 🥹😂 Coucou manokana i "Fefeh Rakoto" abonné iray ato @ pejy nahita ilay sujet an'ilay vidéo (ao anaty commentaire ao ny commentaire any 😅) Aza adino foana ny mi s'abonne ho fanohanan-tsika ny pejy hatrany (Kely sisa dia 560K, merci e!🥹😇) Fisaorana manokana i Rajeriarison Fenosoa videographer Mpiara-miasa @ karazana fanatontosana vidéo (publi-reportage,live avec régie, spot publicitaire,vidéaste événement : 034 97 134 44) Vidéo court métrage du mois de Mars 2023