Tsy ho irery intsony aho by Antsa & Avotra / Tanora Masina Itaosy
Razafimandimby Avotra
0:00 / 0:00
Tsy ho irery intsony aho by Antsa & Avotra / Tanora Masina Itaosy
551 просмотр · 1 год назад
Razafimandimby Avotra
167 подписчиков
551 просмотр · 1 год назад
🔸TSY HO IRERY INTSONY AHO 🔹
1- Miangavy avia jereo Jesosy o izany ranomasoko
Tsy mitsahatra manakotsa ny tavako
Fa ady ny ahy isan'andro
Ny onjam-piainana toa mandavo ahy
Tena resy aho Jesosy o ka mila Anao
Refrain:
Irery aho, kamboty raha tsy eo anilanao
Fikiro aho tsy hitoky raha tsy ny Anaranao
Fantatro Ianao Jesosy zoky
Fa tsy mba handao ahy
Ka dia tsy ho irery intsony aho mandrakizay
2- Meteza re Ianao Jesosy o mba handray ny tanako
Ka hifikitra Aminao aho na inona hanjo
Fa manaloka ahy isan'andro
Ilay satana mpandrebireby ahy
Mila ny fiarovanao aho anatiko ao
Bridge:
Miravoa, mifalia, tsy irery ianao
Fa Izy momba anao, matokia
Sanatria raha Kristy no handao
Fa hiaro anao ka hitsilo ny dia
Ny fiainanao anie efa fantany
Atsotray ny tananao ho tantanany
Tanora Marina Itaosy.