Teraka indray
tovo fetra ramanantsoa
0:00 / 0:00
Teraka indray
82 просмотра · 3 недели назад
tovo fetra ramanantsoa
215 подписчиков
82 просмотра · 3 недели назад
"22 Satria efa nodiovinareo ny fanahinareo tamin'ny fanarahana ny fahamarinana ho amin'ny fitiavan-drahalahy tsy miangatra dia mifankatiava fatratra amin'ny fo*; [* Na:(amin'ny fo madio)] 23 fa efa teraka indray ianareo, tsy tamin'ny voa mety ho lò, fa tamin'ny tsy mety ho lò, dia ny tenin'Andriamanitra, izay velona sady maharitra. 24 Fa "ny nofo rehetra dia tahaka ny ahitra, Ary izay mety ho voninahiny dia tahaka ny vonin'ny ahitra. Malazo ny ahitra, ka mihintsana ny voniny; 25 Fa ny tenin'ny Tompo maharitra mandrakizay" (Isa. 40.6 - 8). Ary izany no tenin'ny filazantsara izay notorina taminareo". (1 Petera 1,22-25)
Toriteny nataon'i Pasteur RAMANANTSOA Tovo Fetr'Antenaina tao amin'ny FJKM Freiburg Fiderana (Allemagne) ny Sabotsy 7 febroary 2026. Soli Deo Gloria