Tsy misy manam-pitiavana_Nitopy tamiko ny fijerin'i Jesoa_Père Carlos_Hira Katolika Malagasy
Hira Katolika Malagasy
0:00 / 0:00
Tsy misy manam-pitiavana_Nitopy tamiko ny fijerin'i Jesoa_Père Carlos_Hira Katolika Malagasy
4 382 просмотра · 3 месяца назад
Hira Katolika Malagasy
17,2 тыс. подписчиков
4 382 просмотра · 3 месяца назад
Welcome to our YouTube channel dedicated to Malagasy Catholic music! We are delighted to share with you an inspiring collection of religious songs from Madagascar. Our channel is here to offer you a connection to your spiritual heritage.
Bienvenue sur notre chaîne YouTube dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel.
#HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #hirakatolikamalagasy
1- Nitopy tamiko ny fijerin’i Jesoa
Fijery toa mamaritra ny hoaviko rehetra
Hery sy hafaliana no manentana ny foko
Mambabo ny fiainako ny fitiavanao
Tsy misy manam-pitiavana
Fitiavana lehibe indrindra
Noho izay mahafoy ny ainy
Ho an’ireo tiany
2- Manomboka anio dia irahiko ianao
Hitory ny fitiavako amin’ny olona rehetra
Tsarovy fa ny fetran’ny fitiavako anao
Dia ny aiko tsisy tambiny nafoiko ho anao.
3- Tandremo nefa ianao sao matoky tena loatra
Diso fantatrao ny kilemanao rehetra
Matokia hatrany fa hanampy anao Aho
Koseho ny hakiviana, k’avia manaraka Ahy.
4- Tsy ho diso anjara amin’ny lanitra ianao
Satria manokan-tena mba ho Ahy mandrakariva
Any aoriana any dia Izaho handray anao
Hanandratra fitiavana ny aina nafoinao.