Перейти к содержимому

VARY AMIN'NY ANANA SY CATLESS by Sandy - Aôdy Nareo by RTA

Aôdy Nareo by RTA

0:00 / 0:00

VARY AMIN'NY ANANA SY CATLESS by Sandy - Aôdy Nareo by RTA

815 просмотров · 4 года назад
Aôdy Nareo by RTA
270 подписчиков
815 просмотров · 4 года назад
Fandaharana faha-13 eto amin'ny fandaharana Aôdy Nareo eto amin'ny RTA (version longue) hanarahanao ny Aôdy Nareo Brico/Déco na ny fanavaozana sy ny fanatsarana noentin'ny RTA tamin'ny lakozian'ny mpandray anjara Mpandray anjara : Mme Sandy any Ambohitrimanjaka Menu : Vary amin'ny anana sy Catless Manaraha finaritra ô ! Ankafizo ny nahandro sy ny sakafo malagasy ! Fandaharana nahandro sy lakozia novokarin'ny RTA Sponsors : LMOI - HITA - Habibo Group - Canal+ Madagascar - Sanifer Partenaire : Vatel Madagascar Hotel & Tourism School Aôut 2022 - Madagascar #RTA #Sakafo #malagasy #Aôdy_Nareo #Fandaharana #VaryAminNyAnana #Ambohitrimanjaka #Sandy