Перейти к содержимому

Fiarovana mafy hoan'ny olony i Jehovah (Pr Razafiarison Emilien - Mana isanandro : Zakaria 9:1-17)

Docteur Rivolala Andrianantoavina (CALDEN President)

0:00 / 0:00

Fiarovana mafy hoan'ny olony i Jehovah (Pr Razafiarison Emilien - Mana isanandro : Zakaria 9:1-17)

13 146 просмотров · 5 лет назад
Docteur Rivolala Andrianantoavina (CALDEN President)
4,99 тыс. подписчиков
13 146 просмотров · 5 лет назад
NY TOMPO MIANDANY AMINAO 1. Jehovah no miandany amiko, ka tsy hatahotra aho.Inona no azon'ny olona atao amiko ? 2. Jehovah no Mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho, 3. Raha Andriamanitra no momba antsika, iza no hahatohitra antsika ? 4. Indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao. 5. Tsy hisy olona hahajanona eo anoloanao amin'ny andro rehetra hiainanao; tahaka ny nombako an'i Mosesy no hombako anao koa; tsy handao anao na hahafoy anao Aho. (Hebreo 13 : 5) 6. Mety manadino ny zanany minono va ny vehivavy ka tsy hamindra fo amin'ny zanaka naloaky ny kibony ? Eny, mety manadino ihany izy, fa Izaho kosa tsy mba manadino anao. 7. Apetraho amin'i Jehovah ny entanao, ary Izy no hanohana anao; tsy havelany hangozohozo mandrakizay ny marina. 8. Ary apetraho aminy ny fanahianareo rehetra; fa Izy no miahy anareo (Sal 55.22). 9. Aza manahy na inona na inona; fa aoka ny fivavahana sy ny fifonana mbamin'ny fisaorana no hoentinareo manambara ny fangatahanareo amin'Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra. Ireo Boky sy Toko ary ny Andininy ahitana ireo VERSETS ireo ao @ Baiboly : (1) Salamo 118 : 6 (2) Salamo 23 : 1 (3) Romana 8 : 31 (4) Matio 28 : 20 (5) Josoa 1 : 5 (6) Isaia 49 : 15 (7) Salamo 55 : 22 (8) I Petera 5 : 7 (9) Filipiana 4 : 6 Vatomandry 31 Oktobra 2020 A). MES 4 PAGES FACEBOOK : 1. MES VERSETS BIBLIQUES PREFERES DR:   / mesversetsbibliquespreferesdr   2. MES ESPACES EVANGELIQUES DR :   / mesespacesevangeliquesdr   3. MES VIDEOS EVANGELIQUES DR :   / mesvideosevangeliquesdr   4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO :   / tsaranytompoisanandro   B). MON SITE EVANGELIQUE : https://caldenmadagascar.wordpress.com/ C). MES COORDONNEES ET MES RESEAUX SOCIAUX : 1. NUMERO TELEPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39 2. E- MAIL : doc.rivolala@gmail.com 3. ADRESSE : Vatomandry MADAGASCAR 4. LINKED IN :   / doctor-rivolala-andrianantoavina-5199594b   5. TWITTER :   / docrivolala   6. INSTAGRAM :   / rivolalaandrianantoavina   7. FACEBOOK :   / rivolala.andrianantoavina   8. PEARLTREES : http://www.pearltrees.com/rivolala 9. ASSOCIATION CALDEN : http://caldenmadagascar.blogspot.com/... JESUS VOUS AIME. QUE DIEU VOUS BENISSE ABONDAMMENT