TOMPO O HITAKO MASO/Vetson'ny Fanahy Masina Analamahitsy
VAVAKA HIRA KATOLIKA
0:00 / 0:00
TOMPO O HITAKO MASO/Vetson'ny Fanahy Masina Analamahitsy
97 213 просмотров · 3 года назад
VAVAKA HIRA KATOLIKA
9,83 тыс. подписчиков
97 213 просмотров · 3 года назад
👉🎁MIVERENA IANAO/Auteur / Compositeur : Chorale ANTSAN'NY FENOMANANA
Tompo ô, hitako maso
'Lay famonjena avy aminao
Nomaninao ho an'ny vahoaka )
Eran'izao tontolo izao. ) (indroa) [Lk. 2, 29-32]
1 Azonao alefa amim-piadanana amin'izay )
Ny mpanomponao araka ny teninao. ) (indroa)
2 'Lay hazavana natao hanilo ny firenena, )
Voninahitray vahoaka voafidinao. ) (indroa)
3 Dia ilay Mesia Zanakao ka nirahinao )
Mba hitondra anay hiditra ao an-danitra ao. ) (indroa)