Перейти к содержимому

Satria tiako ianao Maria (Hira fihobiana an' i Masina Maria)

VAVAKA HIRA KATOLIKA

0:00 / 0:00

Satria tiako ianao Maria (Hira fihobiana an' i Masina Maria)

27 583 просмотра · 4 года назад
VAVAKA HIRA KATOLIKA
9,84 тыс. подписчиков
27 583 просмотра · 4 года назад
👉👉   • TSY NY AHIAHY Tonony/feo  ANKALAZAO NY TOMPO   1- Ry Maria ô ! satria tiako ianao, ka te-hihira aho Mamy ao am-poko ilay anaranao sy ny fahambonianao, tsy mampihemotra ahy Mihoatra noho ny mponin’ny lanitra ny famirapiratanao Ka tsy mba nampoiziko velively ny hoe ho zanako Miondrika amim-pahamendrehana aho eo anatrehanao Maria ô satria tiako ianao, ka te-hihira aho hihira ilay Fitia mba hitiavako anao 2- Ry Maria ô ! ‘zaho tsinontsinona ary tena bitika Toa anao mba manana ilay Tsitoha, izay hitokiana, mampangetaheta antsika N’harem-panahin’ilay Reny be fitia lovan-janaka amam-para Ka tsy mba mihontsona aho ry Neny manana mpikarakara Ahy ilay fitia izay nolalainao dia I Jesoa ilay Zanakao