Перейти к содержимому

Hira Faneva Zaikabe SALoMa 2022

Loterana-Malagasy ZFLM

0:00 / 0:00

Hira Faneva Zaikabe SALoMa 2022

12 536 просмотров · 4 года назад
Loterana-Malagasy ZFLM
4,08 тыс. подписчиков
12 536 просмотров · 4 года назад
Zaikabe Nasionaly SALoMa (Sekoly Alahady Loterana Malagasy) faha-2 Hatao any Faradofay Faneva: "...Ary ny ondry mihaino ny feony" Jaona 10:3b Hira Faneva, Tonony sy Feony: Pastora Rakotomanana S, Hanintsoa (SPAM) Sary nadravahana: Sombiny tahiry sary, ahitana ireo SALoMa avy any Atsimo mianavatra, Antsinanana miankandrefana, mandalo ao afovoan-tany ka hantrany Eropa sy Amerika avaratra Kanada iny. Mazotoa mianatra ny Hira, araho fihetsika maivana hampatsiro azy Feo: Studio LOVASOA Antsirabe