Tsara Ianao - The Singers of Jesus
Lovatiana
0:00 / 0:00
Tsara Ianao - The Singers of Jesus
450 970 просмотров · 10 лет назад
Lovatiana
1,44 тыс. подписчиков
450 970 просмотров · 10 лет назад
Tsara Ianao
Tonga eto aho mba hilaza fa tsara
Ny midera Anao fa mendrika Ianao
Mamiko sady toa mahatamàna
Ny mikorana, mihira ho Anao
Tsy ho ampy ireo teninay hanambara
Ilay hakantonao, fahalebiazanao
Indreto izahay tia Anao Ray malala o
Manandra-peo
Raiso Tompo o izany fideranay
Midera Anao, mihoby Anao eto aho
Handihy ho Anao, hihika sy hiantso aho
Mifaly ho Anao amin'ny foko rehetra
Amin'ny saiko rehetra
Amin'ny fiainako rehetra
Ho Anao, anio mandrakizay
Sambatra aho noho ny amin'ny famindram-ponao
Sambatra aho noho ny amin'ny famonjenao
Sambatra aho noho ny amin'ny fitahianao
Sambatra aho noho ny amin'ny fahasoavanao