Перейти к содержимому

Mahamay Felaniary

FELANIARY

0:00 / 0:00

Mahamay Felaniary

7 945 просмотров · 2 года назад
FELANIARY
549 подписчиков
7 945 просмотров · 2 года назад
Tsy hadiditra intsony aho mamako ô Tsy hamalivaly intsony aho babako ô Tsy hisotrosotro intsony aho zokibeko ô Tsy hamonomono intsony aho zandriko malalako ô Avelao aho mba hody amin’izay e Mifona aminareo aho havako sy namako ô Aza ampijaliana intsony aho f’efa fay e Ho Hendry be foana aho mandrakizay e Ref : Mahamay aho, mijaly aho, marary aho sipa ô Mila hitapy aho, sitrano aho, marary ny aiko ô Avia miavy aty, omeo rano zaho ô Ho serana aty aho raha tsisy anareo Aza ampijaliana aho, mifona aho sefo Mba vonjeo aho, jereo aho, marary ny aiko Avia miavy aty omeo rano zaho ô Raha serana aty aho veloma ianareo Tia anao be foana aho sipako ô Tsy hampirafy intsony aho vadiko malalako ô Tsy anambany instony aho valibeko ô Tsy hiteniteny ratsy anao intsony aho rafozako ô Avelao aho mba hody amin’izay e Mifona aminareo aho havako sy namako ô Aza ampijaliana intsony aho f’efa fay e Ho Hendry be foana aho mandrakizay e Ref : Mahamay aho, mijaly aho, marary aho sipa ô Mila hitapy aho, sitrano aho, marary ny aiko ô Avia miavy aty, omeo rano zaho ô Ho serana aty aho raha tsisy anareo Aza ampijaliana aho, mifona aho sefo Mba vonjeo aho, jereo aho, marary ny aiko Avia miavy aty omeo rano zaho ô Raha serana aty aho veloma ianareo