RUSSIE, MADAGASCAR 3e SOMMET RUSSIE-AFRIQUE ( Nouveauté gasy 2026 )
Voix de la Terre Rouge
0:00 / 0:00
RUSSIE, MADAGASCAR 3e SOMMET RUSSIE-AFRIQUE ( Nouveauté gasy 2026 )
725 просмотров · 19 ч назад
Voix de la Terre Rouge
25,1 тыс. подписчиков
725 просмотров · 19 ч назад
💥‼️𝗧𝗘𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗟𝗔𝗚𝗔𝗦𝗬 𝗡𝗬 𝗟𝗔𝗛𝗔𝗧𝗘𝗡𝗜𝗡'𝗡𝗬 𝗙𝗜𝗟𝗢𝗛𝗔𝗡'𝗡𝗬 𝗙𝗔𝗡𝗔𝗩𝗔𝗢𝗭𝗔𝗡𝗔 𝗧𝗔𝗢 𝗞𝗥𝗘𝗠𝗟𝗜𝗡
Tamin'ny teny Malagasy ofisialy no fandraisam-pitenenan'ny Filohan'ny #Fanavaozana nandritry ny fihaonambe ara-toekarena sy maha-olona #Rosia-Afrika 2026, tao amin'ny lapam-panjakana Kremlin androany.
📌Mandalo dingana lehibe eo amin'ny tantarany i #Madagasikara hoy izy, noho ny fitondrana fanavaozana eo anatrehan'ny #hetahetam-bahoaka, ny filàn'ny mponina andavan'andro, ny ady amin'ny #kolikoly sy ny fanokafana lalam-pivoarana tsaratsara kokoa eo amin'ny tanora.
Noho izany dia maniry hanome aingavao ny fifandraisan'i #Madagasikara amin'ireo mpiara-miombon'antoka isan-tsokajiny ny Fanjakana Malagasy, indrindra amin'ny federasiaon'ny #Rosianina hoy izy.
-------------------------
💥‼️𝗟𝗘 𝗣𝗥𝗘́𝗦𝗜𝗗𝗘𝗡𝗧 𝗗𝗘 𝗟𝗔 𝗥𝗘𝗙𝗢𝗡𝗗𝗔𝗧𝗜𝗢𝗡 𝗦’𝗘𝗫𝗣𝗥𝗜𝗠𝗘 𝗘𝗡 𝗠𝗔𝗟𝗚𝗔𝗖𝗛𝗘 𝗔𝗨 𝗞𝗥𝗘𝗠𝗟𝗜𝗡
Le président de la Refondation s’est exprimé en Malgache officiel lors du Sommet #economique et humanitaire Russie-Afrique 2026, tenu ce jour au Kremlin.
📌 #Madagascar traverse une étape importante de son histoire, marquée par la #Refondation face aux aspirations de la population, aux besoins quotidiens des citoyens, à la lutte contre la #corruption et à la volonté d’offrir de meilleures perspectives aux #jeunes, a-t-il déclaré.
L’État malgache souhaite ainsi donner un nouvel élan à ses relations avec ses différents partenaires, notamment la Fédération de #Russie, a-t-il souligné.
© Randrianirina Mickaël
#PRRM #Madagascar #Russie