SAFIDY
Natiora Radio Ofisialy
0:00 / 0:00
SAFIDY
1 323 просмотра · 3 дн. назад
Natiora Radio Ofisialy
550 подписчиков
1 323 просмотра · 3 дн. назад
Misy areti-mandoza be iray izay heverin'ny olona hoe efa lany daty, tsia anefa, tena mbola be dia be no voany amin'izao saingy afenimpenina fa mahamenatra .
Ho an'ireo izay tratrany, ndao ampaherezintsika amin'ny alalan'ity tantara ity anio hariva 🙏
👉"SAFIDY"
Tantara nosoratan'i PASCAL RAKOTOSON
Naina Rahaingomanana, Louise Ravelosoa, Nofy, Sylvia Randrianantoandro, Pouna no hanome aina ny tantara.