Перейти к содержимому

Rambao - Hazo Fijaliana

HIRA TALOHA by Herimandresy

0:00 / 0:00

Rambao - Hazo Fijaliana

2 593 просмотра · 1 год назад
HIRA TALOHA by Herimandresy
1,01 тыс. подписчиков
2 593 просмотра · 1 год назад
HAZO FIJALIANA Mangeja loatra ny ziogan’ny ankaso Mila hamono hanakenda mandatsa-dranomaso Enta-mavesatra no mbola ho zakaiko Mba hatataovy kely ange fa reraka ny aiko O! nankaiza ianao ry vintako ô! Moa ve dia nandao Ry fijaliana ô ! aza hitako Matesa any hianao ÔÔÔ! mampitomany ’Zany fiainan’an-tany Toa very lalan’aho kanefa be adidy Rahoviana ihany no ho foana ’ty kapoaka mangidy Toa sambo rendrik’aho ka diso fitobiana Esory amiko ry Ray ô ’ty hazo fijaliana O!toa tany karakaina ho’aho ’Zao misy ahy izao Moa ve hijaly ’zany saina Ry lanitr’ô ambarao ÔÔÔ ry tany Aza mampitomany Mavesa-danja re ’zany entako izany Mba ampindramo tanana aho eh fa honerako ihany Nanandran’aho ny mba hanao dia mianoatra Nefa tandindona no teo dia ny lalan’any ankoatra O!mba zovy loatra ho’aho ry lahy no hafaka hanala Hanal’ahy tsy amin’ahiahy Ami’ty rano mamanala O!ry sompatr’ô nahoana No dia mandrava laka foana