Перейти к содержимому

Epilepsie na Fanintona

Ny Kanto sy ny Fahasalamana by SmpsCommunication

0:00 / 0:00

Epilepsie na Fanintona

407 просмотров · 4 г. назад
Ny Kanto sy ny Fahasalamana by SmpsCommunication
188 подписчиков
407 просмотров · 4 г. назад
Epilepsie, ce qu’il savoir Ce 14 février est la Journée internationale de l'épilepsie. Dans ce cadre, comme chaque année, le Centre de Neurologie d’Antananarivo vous livre une vidéo d’information sur cette maladie et sur ses prises en charge. Le Dr Rajaonarison Lala Andriamasinavalona, Neurologue exercant à Antsiranana (Place Kabary), est notre invité pour nous parler de l’epilepsie. Fanintona, ireo tsara fantatra Manamarika ny Andro iraisam-pirenena momba ny Fanintona (na Androbe) isika anio, 14 febroary. Toa ny isan-taona dia mitondra fampahalalana momba io aretina io isika eto amin’ny Centre de Neurologie d’Antananarivo. Ka ny Dr Rajaonarison Lala Andriamasinavalona, Neurologue ao Antsiranana (Place Kabary), no vahintsika hamelabelatra ny mombamomba ny Fanintona sy ny fitsaboana izany.