Fihirana fifohazana 251 Moa inona nge no mba vitako
Ranja Arinala
0:00 / 0:00
Fihirana fifohazana 251 Moa inona nge no mba vitako
93 526 просмотров · 8 л. назад
Ranja Arinala
17,8 тыс. подписчиков
93 526 просмотров · 8 л. назад
2 Petera 1: 10
Ary amin'izany dia mazotoa kokoa, ry rahalahy hampitoetra ny fiantsona sy fifidianana anareo, fa raha manao izany ianareo dia tsy ho tafintohina akory mandrakizay.
1 Timoty 1: 6
Mampahatsiaro anao aho mba hamelomanao ny fanomezam-pahasoavana avy amin' Andriamanitra izay ao anatinao tamin'ny fametrahako ny tànako.