Перейти к содержимому

Tokantrano Maso - Dadah R'Abel

Hira Gasy

0:00 / 0:00

Tokantrano Maso - Dadah R'Abel

1 289 просмотров · 4 мес. назад
Hira Gasy
7,02 тыс. подписчиков
1 289 просмотров · 4 мес. назад
Vao tsy ela nifankahalalana Dia tsapa ianao fa te-hitàna Tsy hita izay teo dia injay sahady Dodona ianao ny hanambady Amiko anefa hadalana Hadisoana ny fifamofoana Fiverenana: Fa ny fitia tena mamy Dia izay iainanao androany Ka aleo hisaraka tsisy marary Fa raha mivady anie Dia hifampilavoatsiary Aleo hisaraka tsisy lonjony Ny fanambadiana anie Ny fitia no vonoiny Fa olon-droa samihafa toetra no hanjary hifame-petra Rehefa ela nifanerasera, Farany hifampitsikera Ny fahafahako saro-pady K'izaho ve ho fatoranao tady? Fiverenana