Перейти к содержимому

VOATOKANA HO AHY IANAO/Auteur / Compositeur : Père RAOBISOA Carlos

VAVAKA HIRA KATOLIKA

0:00 / 0:00

VOATOKANA HO AHY IANAO/Auteur / Compositeur : Père RAOBISOA Carlos

23 481 просмотр · 4 г. назад
VAVAKA HIRA KATOLIKA
10,2 тыс. подписчиков
23 481 просмотр · 4 г. назад
👉👉   • IZAY MINO SY MATOKY Auteur/Compositeur: So...   VOATOKANA HO AHY IANAO Voatokana ho Ahy ianao Ka irahiko hitory eran-tany Ny Vaovao Mahafaly mitahiry Ny fahafahana, ny hafaliana sy ny fitiavana Voatokana ho Ahy ianao Fa voasoratra hiraikitra ao am-ponao Ilay hafatra ijoroana ho fambara Ka ny Fanahiko no hankahery ny firosoanao Voatokana ho Ahy ianao Ka tsarovy re fa aina no fetra Raiso ho dinam-pifanekena ireo sedra Izay handrefesana ilay herin’ny fitiavanao Raisiko ny anjara manandrify ny fiantsoanao ahy Vonona aho hitia hatramin’ny fara-fofon’aiko Fa izany no voadiko masina, Ry Andriamanitra Raiko ô