ILAY GADRA VAVY , MIJORO VAVOLOMBELONA MANARATSY MINISTRE ( Nouveauté gasy 2026 )
Voix de la Terre Rouge
0:00 / 0:00
ILAY GADRA VAVY , MIJORO VAVOLOMBELONA MANARATSY MINISTRE ( Nouveauté gasy 2026 )
870 просмотров · 7 ч назад
Voix de la Terre Rouge
24,8 тыс. подписчиков
870 просмотров · 7 ч назад
💢 RAHARAHA TERATANY SINOA 11: NILAZA NY SG MOHAMED FA BAİKO AVY AMIN’I FANIRISOA ERNAIVO NO NARAHINA !
__________
🔴 Manaitra ny saina ny maro ny horonatsary nataon’ny SG Mohamed, izay voalaza fa tompon’andraikitra tamin’ny famoahana ireo teratany sinoa 11 tany am-ponja. Araka ny fanazavany, baiko avy amin’ny Minisitry ny Fitsarana, Fanirisoa Ernaivo, no narahina, ary efa nampahafantarina ny Filohan’ny Fanavaozana ny raharaha.
🔴 Nilaza izy fa tokony hiandry ny fandroahana azy ireo hiverina any Chine ireo teratany sinoa ireo, saingy tsy tafiditra tao anatin’ny lisitra voalohany hanaovana izany izy ireo. Araka ny nambarany ihany koa, dia efa tsy eto Madagasikara intsony izy 11 mianadahy.
🔴 Niantso ny Filohan’ny Fanavaozana sy ny Praiminisitra handray andraikitra manoloana ity raharaha ity ny SG Mohamed. Tsiahivina fa efa nanambara ny Kolonely Michaël Randrianirina fa tsy ekena ny fanaovana kolikoly .
_________