🔔NY FAHEFANA HINDRAMINA, DORA TS MBOLA MIALA??? MISY FOTOANA NY ZAVA-DREHETRA🔔 - Bonheur & Loyauté💪
JOURNAL 261 🇲🇬
0:00 / 0:00
🔔NY FAHEFANA HINDRAMINA, DORA TS MBOLA MIALA??? MISY FOTOANA NY ZAVA-DREHETRA🔔 - Bonheur & Loyauté💪
1 375 просмотров · 21 час назад
JOURNAL 261 🇲🇬
3,67 тыс. подписчиков
1 375 просмотров · 21 час назад
👉MAMOTIKA FIAINAN OLONA SY MANAO ABUS DE POUVOIR NO ASANY DORA
🔴🔴🔴Raha ny info dia tsy Misy hidirany PRRM ny FAMPIJALIANA AN I COL PATRICK any ampigadrana ao Antsiafahy, Te hamoaka azy izy raha ny info azoko fa misy manakana Sy tsindry !
MIANDRY ISIKA !
AVY AMIN IZA IZANY NY BAIKO FAMPIJALIANA OLONA MIGADRA ?
NA MINISTRE DE LA JUSTICE NA NY MINISTRE NY POLICE ( Erick Michel pacifique be tsy manao an izany ) FA HAINAREO NY EO AMBANY FIFEHEZANY
✅HALETEO FÔNA ANATY SAINA FA IO KISOA IO DIA MANANA AMBITION HO FILOU LÒ , ARY IREO MANODIDINA AZY IREO DIA SADY MPIASA NO MPITSILO
✅IZA NO MPANOME VAOVAO AN’IO DORA IO RAHA TSY COL PATRICK ARY IZY NAMADIKA AN I COL PATRICK TAMIN FITORIANA AN I RAVATOMANGA TANY MAURICE NAVADINY TAMIN ANARANY DAYA KOUFALY ! TRAÎTRE TSY VANONA KALA BILA TONGOTRA IO !
TAHINA/BONHEUR&LOYAUTE.
Bienvenue sur JOURNAL 261, votre source d'information dédiée à Madagascar.
Chaque jour, nous vous proposons les dernières actualités nationales et internationales concernant Madagascar, avec des informations fiables, rapides et accessibles à tous.
Sur cette chaîne, vous trouverez :
✅ Les dernières actualités de Madagascar
✅ Politique et gouvernement
✅ Analyses et décryptages de l'actualité
Notre objectif est de vous informer avec sérieux, impartialité et rapidité afin que vous restiez connecté à tout ce qui fait l'actualité de Madagascar.
🔔 Abonnez-vous et activez la cloche pour ne manquer aucune information importante.
Chaque jour, des nouvelles vidéos vous attendent.
Merci de faire partie de la communauté JOURNAL 261.
🇲🇬 L'actualité de Madagascar, décryptée pour vous.
#madagascar #actualités #politique #vaovao #afrique #information #Journal261 #Actu261 #InfosMadagascar #NewsMadagascar