Ilay tokantranonay (A/C: Domoina et Kanto) Hira mariazy
Domoina Randimbiarilanto
0:00 / 0:00
Ilay tokantranonay (A/C: Domoina et Kanto) Hira mariazy
1 470 просмотров · 3 недели назад
Domoina Randimbiarilanto
543 подписчика
1 470 просмотров · 3 недели назад
Hira mariazy noforonina mba ho ouverture mariage Domoina&Kanto; #hiram-pitiavana #hira #hiramalagasy #vaovao #nouveauté
Tononkira:
Ity hira ity atolotro ho an'ilay fitiavako
Avy anatIN'NY fo fa tsy nangalariko
Teny firarintsoa, faniriana ihany koa
Holazaiko satria mipololotra tokoa
REF :Nisy izao de noho IANAO ilay Ray
Nahatonga ANAY MBA hifandray
MinoahF' IANAO NO HITANTANA
ilay tokantranoNAY
Ataovy tsapako fa Mamy ny eo anilanao
Ho tsarovako fa tsy irery aho fa misy ianao
Hizarako ny Gindy sy ny mamin'ny fiainana
Mba ho Eo ianao ianteherana
Eo Jesosy hanampy antsika sy hitantana
Hanamarina ny teniny fa isika zanaka
Ary ianao hanamporofo amik'hatrany
F' ianao tia ahy lay tsy manatsahala
REF :Nisy izao de noho IANAO ilay Ray
Nahatonga ANAY MBA hifandray
MinoahF' IANAO NO HITANTANA
ilay tokantranoNAY
REF :Nisy izao de noho IANAO ilay Ray
Nahatonga ANAY MBA hifandray
MinoahF' IANAO NO HITANTANA
ilay tokantranoNAY