Перейти к содержимому

Barijaona - Ry ampitso ô !

HIRA TALOHA by Herimandresy

0:00 / 0:00

Barijaona - Ry ampitso ô !

1 505 просмотров · 1 г. назад
HIRA TALOHA by Herimandresy
1,08 тыс. подписчиков
1 505 просмотров · 1 г. назад
RY AMPITSO Ô ! Ry ampitso ô ! Ry ampitso ô nahoana ? Ô Ô nahoana no miery lavitra ahy ? Ry ampitso e mirenireny foana Mirenireny foana ’zato ambiroam-panahy Te-hahita tambitamby, tambitamby Saingy asa kosa izao, asa izao Ry ampitso mpampitamby, Inona e ny rakitrao? Inona e no rakitrao ? Ry ampitso ô, meteza hanambara Irony andro ho avinao ve andro tsara ? Hampandositra ny tebin’ahiahy Hampilamina ny saina sy fanahy Ry ampitso izay miery takona any Fantatray fa tsy ho foana e ny tomany Saingy nisy ireo nitondra fahoriana ô Iantsoana anao ry ampitso, ivimbino fifaliana Tonony: Gaston Raboana Feony: Ranaivo-Ranarivelo Mpihira: Ratsimbazafy Philibert Barijaona