Malomaloka //Olombelo ricky(zarahasina) clip officiel
Miaro Tanjona
0:00 / 0:00
Malomaloka //Olombelo ricky(zarahasina) clip officiel
78 767 просмотров · 11 лет назад
Miaro Tanjona
467 подписчиков
78 767 просмотров · 11 лет назад
MALOMALOKA
Malomaloka endrika foana aho
Fa matsiarotsiaro anao
Noho ireny zava maro tsiahy
Malomaloka endrika foana aho
Fa matsiarotsiaro anao
Noho ireny zava maro sy fomba fanao
Fa na laninao aza
ireo rano mainty nanoratako hira
Fa na teo aza
Ireo fahatsiarovana mamirifiry
Tsaroko foana ilay lalana mankany
Tsaroko foana ireo hafatrafatra napetrakao tamin'izany
Malomaloka endrika foana
Fa matsiarotsiaro anao
Noho ireo zava-varo tsiahy
Mba rahovina ihany ilay andro
Metimety aminao
Ho an'ireo zava-maro efa fanao
OR