Перейти к содержимому

An'ala masiaka Bilakarenjy NY HAZO MIDOROBOKA

Manankasitsara kolontsaina Manankasy

0:00 / 0:00

An'ala masiaka Bilakarenjy NY HAZO MIDOROBOKA

9 704 просмотра · 3 года назад
Manankasitsara kolontsaina Manankasy
36 подписчиков
9 704 просмотра · 3 года назад
An'ala masiaka ( Bilakarenjy ) - Ny Hazo Midoroboka Ambanin'Ampahamarinana na Jomak'Ampama. Hira Vakisôva niforona sy nalaim-peo tamin'ny 1972. Ny Vakisôva dia anisan'ny Kolontsaina antitra nentimpaharazana tsy tontan'ny ela, nolalaovina tanaty rovan'Imerina tamin'izany fotoana izany hoy i zokilahy Gama na Thomas izay zokiny indrindra anatin'ny tarika. Gadona fototra ( ROOTS) raha tsy afaka hitanisy maro toy ny Kilalaky, ny Jijy ary ny gadona netimpaharazana maro samihafa. Maro amin'ny hiran'ity tarika ity no navaozina sy nindramin'ireo mpanakato malaza amin'izao fotoana izao. Mankasitraka indrindra, Nasolo R