Fahasalamana sy mampivelatra ny tontolo ara-panahy #1
Tsiambaratelom-piainana
0:00 / 0:00
Fahasalamana sy mampivelatra ny tontolo ara-panahy #1
210 просмотров · 2 года назад
Tsiambaratelom-piainana
10 подписчиков
210 просмотров · 2 года назад
Ny fanahy no maha-olona, noho izany dia zava-dehibe ny fikarakarana izany tontolom-panahy ao anatintsika izany. Marobe ny zavatra afaka atao ny amin'ny fampivelarana ny tontolom-panahy, fa iray izay kely sy tsotra indrindra, nefa zavadehibe ity ambara amin'ny horonan-tsary ity. Mbola ho maro no ho zaraina amintsika eto, ka haraho hatrany.
Azontsika atao ihany koa ny mitsidika ny :
https/www.tsiambaratelompiainana.blogspot.com
Fa efa maro ny zavatra mety hahaliana anao aho.
#ManjakaTokana
#Herim-panahy
#Sorabe