KALAKELY - ANTSO (Cover 2025)
Samoela
0:00 / 0:00
KALAKELY - ANTSO (Cover 2025)
10 779 просмотров · 1 год назад
Samoela
25 тыс. подписчиков
10 779 просмотров · 1 год назад
KALAKELY
Izy tsy hanambara rahoviana!
Hoe tia anao izany
Fa tena tia tokoa ve?
Sa...manaiky fotsiny ihany?
Izy tsy hanambara rahoviana!
Izay tena an-dohany any
Izy nefa tsy manda!
Fa toa manaiky hatrany, hatrany
Nefa ny ao an'eritreriny
Hoe: Lasanao ny fony
Efa ambarany amin'ny fihetsiny
Hoe: Ity ny vatany tolomy
Dia toa miandry atao an-keriny izy
Izany angamba no tiany atao
Efa izay ilay Kalakely iny
Izy hanahaka an'i Neny!
Tia fa tsy an-kiteniteny!
'Zay pasinao, pasinao
Ny revinao, revinao
Rehefa tia ianao dia izay
Reventsika milay foana izy!
Tonony sy feony : Samoëla RASOLOFONIAINA
Raki-peo : EFA SY DIMY ( MARS 2001 )